Fianakaviam-piteny tongoza

Ny fiteny tongoza na fiteny tongozy na fiteny tongozika dia fianakaviam-piteny ao Azia Avaratra sy Azia Atsinanana, izay tenenin' ireo vahoaka tongoza. Matetika dia ampifanakekezina amin' ireo fiteny torkika sy ireo fiteny môngôlika izy ireo mba hamorona ny fianakaviambem-piteny altaika nefa maro ny mpahay teny mitsipaka izany.

Sarintany mampiseho ny faritra ahitana ny fiteny tongoza

Jereo koa

hanova

Fianakaviam-piteny altaika:

  NODES
os 1