Lefona
Ny lefona dia fitaovam-piadiana fanipy misy lelany fisaka maranitra sy matsilo vita amin' ny metaly (vy indrindra) sy misy tahony vita amin' ny hazo (na amin' ny metaly indraindray).
Ao amin' ny kolontsaina
hanovaOhabolana malagasy
hanova- Anio milelaka ny lefona, ka no rahampitso dia hiohatra ny mandà.
- Antsibe tsara ofana ireo, adidy tsy mba mahadilo; lefona tsara varombo, atomboka tsy mba milefitra; tangen-tsara hafatra, tsy mba mena-maso mitsara.
- Aza ny toho mihahy no jerena, fa ny lefona mitsangana.
- Izoky izy fa lehilahy: nandray lefona dia lasa, sakafony sikina ihany.