setroka
Malagasy
OvayAnarana iombonana
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | setroko | setrokay, setrotsika |
2 | setrokao | setrokareo |
3 | setrony | setron-jareo |
setroka set͡ʂukạ
- Fifangaroana gazy sy entondrano avy amin'ny zavatra mirehitra ka miseho amin'ny endrika fotsifotsy midonaka[1]
- (Ohatra tsy ampy)
- ↑ Rakibolana Malagasy (1985) nosoratan'i Rajemisa-Raolison