Ôjiboe
Ny Ôjiboe (na Anishinaabe) dia ilay vondrom-poko ngeza indrindra any Amerika Avaratra; miaraka aminy safiotra, izy fahatelo rehefa miresaka an' ilay vondrona ngeza indrindra any Etazonia; ao arian' i Cherokee sy ny Navajo; mitovy ny fivelaran' ny mponina ny Ôjiboe any Etazonia sy any Kanada. Miaina any avaratra ny Lac Supérieur ny Ôjiboe, any Sault-Sainte-Marie.
-
Ojibway taminy taona 1870
Fiavina ny teny Ôjiboey
hanovaAvy any aminy Algônkiana ny teny hoe Ôbjiboe
Fiavinan' ilay anara-mponina ho Ôjiboey
hanovaJereo koa
hanovaRohy
hanova- ((fr)) Ny Saulteux (Ojibway ny tany lemaka) Archived Martsa 7, 2008 at the Wayback Machine
- ((en)) Ny Fomba Ojibway Archived Febroary 19, 2015 at the Wayback Machine