1490
1490 Amin'ny kalandrie hafa | |
kalandrie Gregoriana | 1490 MCDXC |
Ab urbe condita | 2243 |
kalandrie Armenianina | 939 |
Kalandrie sinoa | 4186–4187 |
Calendario ebreo | 5250–5251 |
Kalandrie hindoa ~ Vikram Samvat ~ Shaka Samvat< |
1545–1546 1412–1413 |
Kalandrie persana | 868–869 |
kalandrie arabo | 895–896 |
kalandrie Ronika | 1740 |
Zava-nitranga
hanovaAfrika
hanova- Nivadika kristianina i Nzinga Nkusu mpanjakan'i Kongo.
- Zimbabwe : Namono an'i Monomotapa Nyahuma i Changamiré Voalohhany. Efatra na dimy taona tety aoriana, i Chikuyo, zanak'i Nyahuma dia namono i Changamire Voalohany ho an'ny famaliam-patin'ny dadany. Raikitra ny ady Changamire sy ny Monomotapa hatramin'ny faran'ny taonjato daha 17.
Azia
hanova- India : ny dinastian'ny Narasimba dia nilefitra tamin'ny fanjakan'ny « ben'ny rova ». I Narasa Nayaka, mpitondran'ny tafika, dia lasa « mpiaro « ny Empiran'ny Vikayanagar (tapitra amin'ny 1503).
- Ny Portogey Pêro da Covilhã dia tonga tany India amin'ny avy amin'ny Ranomasina Mena.