Fiteny egiptiana taloha

Ny fiteny egiptiana na fiteny ajipsiana dia fiteny hamitô-semitika notenenina tao Egipta na Ejipta tamin' ny Andro Taloha sady nosoratana tamin' ny soratra hierôglifa. Ankehitriny dia fiteny maty ny fiteny egiptiana, nefa nipoiran' ny fiteny maro toy ny fiteny egiptiana demôtika sy ny fiteny kôpta, izay voasolon' ny fiteny arabo.

Jereo koa

hanova

Sampam-piteny ao amin'ny finakaviam-piteny hamito-semitika

  NODES
Note 1