Ny fiteny zolo dia fiteny anisan' ny vondrom-piteny ngony (izay ahitana koa ny fiteny kôsa sy ny fiteny ndembele) ao amin' ireo fiteny banto. Anisan' ny fiteny be mpampiasa indrindra amin' ny faritra atsimo ao Afrika ny fiteny zolo.

Jereo koa

hanova
  NODES