Heidelberg
49°25′N 08°43′E / 49.417°N 8.717°E
Heidelberg | ||
Velarantany | 108,83 km2 | |
Isam-ponina | 162,960 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Alemaina | |
Faritany | NC | |
Faritra | NC |
I Heidelberg, dia tanàna any Alemaina. Ny tanàna no misy ao amin'ny fanjakana Baden-Württemberg, ny isan' ny mponina ao aminy dia 162.969 araka.
Oniversite
hanovaNy Oniversite Ruprecht Karls ao Heidelberg (Ruprecht-Karls-Universität Heidelberg) dia naorina tamin'ny 1386 ary izy no oniversite tranainy indrindra any Alemaina ankehitriny.
Renirano
hanovaJereo Koa
hanovaI Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Heidelberg |