Johannes Vermeer
Johannes Vermeer | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Johannes Vermeer | ||
Teraka | 31 Oktobra 1632 | ||
Maty | 15 Desambra 1675 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||
I Johannes Vermeer, fantatra ihany koa amin' ny anarana hoe Jan Vermeer, dia mpanao hosodoko neerlandey izay manam-pahaizana manokana amin' ny sehatra anatiny teo amin' ny sokakin' olona manana fiainana antonony. Heverina ho anisan' ny mpanao hosodoko lehibe indrindra tamin' ny Andro Volamena Neerlandey (neerlandey: Nederlandse schilderkunst in de Gouden Eeuw) izy.
Teraka tamin' ny 31 Oktobra 1632 tao Delft (any Nederlandy) ary maty tamin' ny 15 Desambra 1675 tao Delft ihany izy.
Jereo koa
hanovaRohy ivelany
hanova- Ao amin'i Freebase: [1] Archived Mey 22, 2014 at the Wayback Machine