Ny lingua franca dia fiteny na fitenim-paritra izay ampiasaina ho fitaovam-pifandraisana eo amin' ny mponina manana fitenin-drazana na fitenim-paritra samihafa, indrindra rehefa fiteny fahatelo izy io, tsy mitovy amin' ireo karazam-piteny roa ireo.

  NODES