Ny maritiora na maritira dia olona novonoina tamin' ny alalan' ny fampijaliana natao mba hampiala azy amin' ny finoany, nefa tsy niala amin' izany. Avy amin' ny teny grika hoe μάρτυς / mártus, izay midika hoe "vavolombelona", io teny io.

Fitokavana ny Maritiora Iray Alina (Marter der zehntausend Christen), sary hosodoko tamin' ny taona 1508 nataon' i Albrecht Dürer, Vienne, Museum Kunsthistorisches.

Tany am-boalohany, io teny io dia hita tao amin' ny voambolan' ny kristianisma voalohany.

Ny teny hoe "maritiora" na "maritira" indraindray dia ampiasaina amin' ny heviny malalaka kokoa amin' ny olona niharam-boina tamin' ny fanaovana sorona ny ainy noho ny antony iray, ohatra amin' izany ny maritioran' ny fahafahana.

Jereo koa

hanova
  NODES
Done 1