Norwegian dia orinasa Norvezy fitaterana amin'ny fiaramanidina noforonina tamin'ny taona 1993. Ny raharaha ataony dia ny fitaterana olona, fitateran’entana ary fikojakojana fiaramanidina.

Ao amin’ny vondron’orinasa IAG ilay kaompania ary mpikambana namorona ny aliansy Airlines for Europe.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  NODES