Ny saron-tendro dia lafika ranomandry manodidina ny tendron' ny planeta na ny satelita. Mety hahitana rano (H2O), metanina (CH4), amôniaka (NH3), etona karbônika (CO2), mônôksida-na karbônina (CO), na dinitrôzenina (N2, atao hoe diazôta koa) ny ranomandry, izay vainga mangarahara sy mora miroritra. Mety maharitra na tsia ny saron-tendro ary miovaova arakaraka ny fizaràn-taona ny velarany.

Saron-tendro avaratry ny planeta Marsa
  NODES