Ao amin' ny fedrà grika dia Tartarôsy no iantsoana ny toerana misy varavaram-by sy tolam-baravarana alimo, izay anonerana ny hadisoana sady ahitana ny fampijaliana rehetra. Ao no ametrahana ny mpanao heloka bevava rehetra. Atao hoe Τάρταρος / Tártaros io toerana io amin' ny teny grika, izay anaran' ny andriamanitra iray manjaka ao amin' io toerana io amin' ny fedrà sy ny finoana grika taloha.

Jereo koa

hanova
  NODES
Done 1