Vasco de Gama
Ankapobeny
Anarana Vasco de Gama
Teraka 3 Septambra 1469
Maty 24 Desambra 1524
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Pôrtogaly
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

I Vasco da Gama dia tantsambo pôrtogey mpitety ranomasina, noheverina ho Eorôpeana voalohany tonga tany amin' ireo India Atsinanana tamin' ny lalana an-dranomasina mankany amin' ireo India, mankany amin' ny Ranomasimbe Indianina, mandalo ny Cape of Good Hope ao Afrika Atsimo tamin' ny taona 1498, hitan' i Bartolomeu Dias tamin' ny taona 1488, nandritra ny vanim-potoana nahitana zava-baovao lehibe. Teraka tamin' ny taona 1460 na 1469 tany Sines (Pôrtogaly) ary maty tamin' ny 24 Desambra 1524 tao Cochin any amin' ireo India Atsinana izy.

Ny fiainany manokana

hanova

I Estêvão da Gama no rainy. Ny zanany dia Estêvão da Gama, Cristóvão da Gama. Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Paulo da Gama.

Jereo koa

hanova

Rohy ivelany

hanova
 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  NODES
Done 1