Anglisy

Ovay

  Matoanteny

disease

  1. mampikorontana
  2. mampita aretina

  Fanononana

  Tsiahy

  Anarana iombonana

disease

  1. toe-javatra tsy ara-dalàna eo amin'ny olombelona, biby na zavamaniry izay miteraka tsy fahazoana aina na tsy fahombiazan'ny asa; miavaka amin'ny ratra raha toa ka azo avy hatrany ny farany
  2. toe-javatra tsy ara-dalàna na manimba, toy ny fiarahamonina, ny toe-tsain'ny olona, ny fomba fiainany sns
  3. tsy fahazoana aina; olana; fahoriana; tsy fitoniana

  Fanononana

  Tsiahy

  NODES